|
|
|
|

Entrée1  indray mipy maso
Mots élémentaires  2 indray, 3 mipy, 4 maso
Partie du discours  5  locution
Explications en malgache  6 indray miserana kely; ao anatin' ny fotoana fohy dia fohy; fotoana kely mihelina, vetivety [1.1]
Explications en français  7 en un clin d'oeil [2.415#6643]
Exemples  8  Tapak' andro maninjitra aho miharitra hain' andro sy oram-baratra mba hanarato ho an' ilay lahiantitra, nefa indray mipy maso monja kosa no hanarianao izay nisasarako! [2.5]
Vocabulaire  9  Temps

Anagrammes  10 indray mipi-maso, indray mipy maso

Mis à jour le 2025/10/11